Eksodosy 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary arovy tsara izy io mandra-pahatongan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity.+ Dia hamono azy eo anelanelan’ny takariva roa*+ ny fiangonan’Israely manontolo. Eksodosy 29:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy iray,+ ary ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.*+ Deoteronomia 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.
6 Ary arovy tsara izy io mandra-pahatongan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity.+ Dia hamono azy eo anelanelan’ny takariva roa*+ ny fiangonan’Israely manontolo.
39 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy iray,+ ary ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.*+
6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.