Eksodosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia lasa i Jetro rafozany mbamin’ny vady aman-janak’i Mosesy, nankany amin’i Mosesy tany amin’ilay tany efitra nilasiany, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+ Eksodosy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tonga tany an-tany efitr’i Sinay+ ny zanak’Israely ny androtr’iny, tamin’ny volana fahatelo taorian’ny nivoahany avy tany Ejipta.+ Eksodosy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niala tao Refidima+ izy ireo, dia nankany an-tany efitr’i Sinay ka nilasy tany.+ Dia nitoby tany ny Israely, teo anoloan’ny tendrombohitra.+ Nomery 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay,+ tao amin’ny tranolay fihaonana,+ tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:+ Nomery 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maty teo anatrehan’i Jehovah anefa i Nadaba sy Abiho, rehefa nanolotra afo tsy ara-dalàna+ teo anatrehan’i Jehovah, tany an-tany efitr’i Sinay. Ary tsy nanan-janaka izy roa lahy. Fa i Eleazara+ sy Itamara+ kosa mbola nanao ny asan’ny mpisorona niaraka tamin’i Arona rainy. Nomery 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay, tamin’ny volana voalohany,+ tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:
5 Dia lasa i Jetro rafozany mbamin’ny vady aman-janak’i Mosesy, nankany amin’i Mosesy tany amin’ilay tany efitra nilasiany, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
19 Ary tonga tany an-tany efitr’i Sinay+ ny zanak’Israely ny androtr’iny, tamin’ny volana fahatelo taorian’ny nivoahany avy tany Ejipta.+
2 Ary niala tao Refidima+ izy ireo, dia nankany an-tany efitr’i Sinay ka nilasy tany.+ Dia nitoby tany ny Israely, teo anoloan’ny tendrombohitra.+
1 Ary izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay,+ tao amin’ny tranolay fihaonana,+ tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:+
4 Maty teo anatrehan’i Jehovah anefa i Nadaba sy Abiho, rehefa nanolotra afo tsy ara-dalàna+ teo anatrehan’i Jehovah, tany an-tany efitr’i Sinay. Ary tsy nanan-janaka izy roa lahy. Fa i Eleazara+ sy Itamara+ kosa mbola nanao ny asan’ny mpisorona niaraka tamin’i Arona rainy.
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay, tamin’ny volana voalohany,+ tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta: