5 ‘Izaho no nanao ny tany+ sy ny olombelona+ ary ny biby+ eny ambonin’ny tany, tamin’ny heriko+ lehibe sy ny sandriko nahinjitra,+ ka izay tiako homena azy no nomeko azy.+
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+