Eksodosy 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny mpiara-belona aminao.+ Eksodosy 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+ Ohabolana 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+
23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+
21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+