FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+

  • Nomery 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita sy ny fianakavian’ny Jizarita sy ny fianakavian’ny Hebronita ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+

  • Nomery 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Eninjato sy valo arivo ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra. Nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina ireo.+

  • Nomery 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary ny andraikitr’izy ireo+ dia ny Vata,+ sy ny latabatra,+ sy ny fitoeran-jiro,+ sy ireo alitara,+ sy ireo fitaovan’ny+ toerana masina nampiasainy tamin’ny fanompoana, ary ny lamba fanakonana,+ eny, ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara