Josoa 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary natao ny antsapaka ka nahazo ny anjarany ny fianakavian’ny Kehatita.+ Koa ny azon’ny taranak’i Arona mpisorona anisan’ny Levita, dia tanàna telo ambin’ny folo avy tamin’ny fokon’i Joda+ sy ny fokon’ny Simeonita+ ary ny fokon’i Benjamina.+
4 Ary natao ny antsapaka ka nahazo ny anjarany ny fianakavian’ny Kehatita.+ Koa ny azon’ny taranak’i Arona mpisorona anisan’ny Levita, dia tanàna telo ambin’ny folo avy tamin’ny fokon’i Joda+ sy ny fokon’ny Simeonita+ ary ny fokon’i Benjamina.+