FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hiampita an’i Jordana+ ianareo ka honina any amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo,+ ary hataony mandry feizay eo anivon’ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo, ka honina tsy hanana ahiahy+ tokoa.

  • Deoteronomia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa tokony hofafanao tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita,+ rehefa ataon’i Jehovah Andriamanitrao mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra manodidina ianao, ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,+ mba halainao ho fanananao. Aza hadinoinao izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara