Nomery 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia zarao izay rehetra azo babo, ka ny antsasany ho an’izay tany an’ady, ary ny antsasany ho an’ny vahoaka sisa rehetra.+ 1 Samoela 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary iza no hihaino izany teninareo izany? Fa tahaka ny anjaran’izay nidina tany an’ady ihany no ho anjaran’izay nipetraka teo anilan’ny entana.+ Samy hahazo anjara ny rehetra.”+ Salamo 68:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireo mpanjakan’ny tafika dia mandositra, eny, mandositra izy ireo.+Fa ny vehivavy mijanona ao an-trano kosa mahazo anjara amin’izay nobaboina.+
27 Dia zarao izay rehetra azo babo, ka ny antsasany ho an’izay tany an’ady, ary ny antsasany ho an’ny vahoaka sisa rehetra.+
24 Ary iza no hihaino izany teninareo izany? Fa tahaka ny anjaran’izay nidina tany an’ady ihany no ho anjaran’izay nipetraka teo anilan’ny entana.+ Samy hahazo anjara ny rehetra.”+
12 Ireo mpanjakan’ny tafika dia mandositra, eny, mandositra izy ireo.+Fa ny vehivavy mijanona ao an-trano kosa mahazo anjara amin’izay nobaboina.+