FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa nanontany+ an’i Jehovah indray izy ireo hoe: “Efa tonga eto ve ralehilahy e?” Dia hoy i Jehovah: “Io miafina+ ao amin’ny entana io izy.”

  • 1 Samoela 17:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Avy hatrany dia napetrak’i Davida tamin’ny mpiambina entana ireo entana nentiny,+ ka nihazakazaka nankeny an’ady izy. Ary nanontany ny fahasalaman’ny rahalahiny izy nony tonga teny.+

  • 1 Samoela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia manao ny sabany eo amin’ny fehikibony!”+ Koa samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary niakatra nanaraka an’i Davida ny efajato lahy teo ho eo, fa ny roanjato kosa nipetraka teo anilan’ny entana.+

  • 1 Samoela 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary notohizin’i Davida sy ny efajato lahy ny fanenjehana+ an’ireo mpandroba, fa ny roanjato lahy kosa nijanona satria reraka loatra ka tsy afa-niampita ny lohasaha falehan-driakan’i Besora.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara