FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia zarao izay rehetra azo babo, ka ny antsasany ho an’izay tany an’ady, ary ny antsasany ho an’ny vahoaka sisa rehetra.+

  • Josoa 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Modia any amin’ny tranolainareo avy, miaraka amin’ny harem-be sy biby fiompy maro be, ary koa volafotsy sy volamena sy varahina sy vy ary fitafiana be dia be.+ Alaivo ny zavatra nobaboina+ avy tamin’ny fahavalonareo, ka zarao ho anareo sy ny rahalahinareo.”

  • Salamo 68:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireo mpanjakan’ny tafika dia mandositra, eny, mandositra izy ireo.+

      Fa ny vehivavy mijanona ao an-trano kosa mahazo anjara amin’izay nobaboina.+

  • 1 Timoty 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara