27 “Halefako hialoha anao ny tahotra ahy,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra alehanao, ary hataoko mandositra eo anatrehanao ny fahavalonao* rehetra.+
2 “Izao didy izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hiditra ao amin’ny tany Kanana ianareo.+ Io ilay tany homena ho lovanareo,+ dia ny tany Kanana araka ny sisin-tany mamaritra azy.+