-
Josoa 10:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Koa nobaboiny i Debira sy ny mpanjakany mbamin’ny tanànany rehetra. Ary nasiany tamin’ny lelan-tsabatra izy ireo ka naringany tanteraka+ ny olona* rehetra tany, ary tsy nasiany niangana na iray aza.+ Toy ny nataony tamin’i Hebrona sy Libna mbamin’ny mpanjakany,+ no nataony tamin’i Debira sy ny mpanjakany.
-