Rota 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+ Ohabolana 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+ Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+ fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+ Hebreo 10:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa tsy anisan’izay mihemotra ho ringana+ isika, fa anisan’ireo manam-pinoana mba ho voatsimbina ny aintsika.*+
16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+
17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+
39 Koa tsy anisan’izay mihemotra ho ringana+ isika, fa anisan’ireo manam-pinoana mba ho voatsimbina ny aintsika.*+