2 Ary hoy i Elia tamin’i Elisa: “Mijanòna eto, azafady, fa nirahin’i Jehovah ho any Betela aho.” Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia tsy handao anao aho.”+ Koa nidina nankany Betela izy roa lahy.+