55 Tamin’i Saoly nahita an’i Davida nivoaka hifanandrina tamin’ilay Filistinina, dia hoy izy tamin’i Abnera,+ lehiben’ny tafika: “Zanak’iza+ iny zazalahy iny,+ ry Abnera?” Dia hoy i Abnera: “Mianiana aminao aho, ry mpanjaka, fa tsy fantatro mihitsy!”