17Rehefa feno sivy amby sivifolo taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah, ka niteny taminy hoe:+ “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Mandehana eo anatrehako, ka aoka ianao tsy hanan-tsiny.+
13 dia hahandry azy mandra-pahalehibeny ve ianareo? Hanokan-tena tsy hanambady ve ianareo hiandrasana azy ireo? Tsia, anaka, fa mangidy amiko ny namelezan’i Jehovah ahy,+ rehefa mieritreritra ny manjo anareo aho.”
12Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+