Isaia 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tonga tamin’i Isaia zanak’i Amoza+ ny tenin’i Jehovah, tamin’izay fotoana izay, hoe: “Mandehana+ ka vahao ny lamba gony isikinanao,+ ary esory ny kapa eny an-tongotrao.”+ Dia nanao izany i Isaia, ka nandeha nitanjaka* sady tsy nanao kapa.+ Mika 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa hinaonaona sy hidradradradra aho,+ ary handeha tsy manao kapa sady hitanjaka.*+ Hinaonaona toy ny alikadia aho, ary hitomany hikiakiaka toy ny aotirisivavy.
2 Tonga tamin’i Isaia zanak’i Amoza+ ny tenin’i Jehovah, tamin’izay fotoana izay, hoe: “Mandehana+ ka vahao ny lamba gony isikinanao,+ ary esory ny kapa eny an-tongotrao.”+ Dia nanao izany i Isaia, ka nandeha nitanjaka* sady tsy nanao kapa.+
8 Koa hinaonaona sy hidradradradra aho,+ ary handeha tsy manao kapa sady hitanjaka.*+ Hinaonaona toy ny alikadia aho, ary hitomany hikiakiaka toy ny aotirisivavy.