1 Samoela 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+ Mika 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa hinaonaona sy hidradradradra aho,+ ary handeha tsy manao kapa sady hitanjaka.*+ Hinaonaona toy ny alikadia aho, ary hitomany hikiakiaka toy ny aotirisivavy. Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+
24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+
8 Koa hinaonaona sy hidradradradra aho,+ ary handeha tsy manao kapa sady hitanjaka.*+ Hinaonaona toy ny alikadia aho, ary hitomany hikiakiaka toy ny aotirisivavy.
37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+