2 Samoela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy ny mpanjaka: “Tsy misy taranak’i Saoly intsony ve any, mba hanehoako aminy ny hatsaram-panahy feno fitiavana, toy ilay asehon’Andriamanitra?”+ Dia hoy i Ziba taminy: “Mbola misy zanakalahin’i Jonatana any, ary malemy tongotra izy.”+ 2 Samoela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+
3 Ary hoy ny mpanjaka: “Tsy misy taranak’i Saoly intsony ve any, mba hanehoako aminy ny hatsaram-panahy feno fitiavana, toy ilay asehon’Andriamanitra?”+ Dia hoy i Ziba taminy: “Mbola misy zanakalahin’i Jonatana any, ary malemy tongotra izy.”+
7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+