2 Samoela 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny taranak’i Saoly ve any ho any, mba hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana,+ noho ny amin’i Jonatana?”+ 2 Samoela 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nangoraka an’i Mefiboseta+ zanak’i Jonatana zanak’i Saoly anefa ny mpanjaka, noho ny fianianana+ nataon’i Davida sy Jonatana zanak’i Saoly, tamin’ny anaran’i Jehovah.
9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny taranak’i Saoly ve any ho any, mba hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana,+ noho ny amin’i Jonatana?”+
7 Nangoraka an’i Mefiboseta+ zanak’i Jonatana zanak’i Saoly anefa ny mpanjaka, noho ny fianianana+ nataon’i Davida sy Jonatana zanak’i Saoly, tamin’ny anaran’i Jehovah.