FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanan-janakalahy malemy tongotra+ i Jonatana+ zanak’i Saoly. Dimy taona ilay zaza fony tonga avy tany Jezirela+ ny vaovao momba an’i Saoly sy Jonatana. Dia nitondra an’ilay zaza nandositra ny mpitaiza azy. Raha iny izy nikoropaka ny handositra iny indrindra anefa, dia nianjera ilay zaza ka lasa nalemy tongotra. Mefiboseta+ no anarany.

  • 2 Samoela 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hiasa ny tany ho azy ianao sy ny zanakao lahy ary ny mpanomponao. Hanangona ny vokatra ianao, ary ho sakafon’ny fianakavian’ny zafikelin’ny tomponao izany, ka hihinana izy ireo. Fa i Mefiboseta zafikelin’ny tomponao kosa hisakafo eo an-databatro foana.”+

      Ary nanan-janakalahy dimy ambin’ny folo sy mpanompo roapolo i Ziba.+

  • 2 Samoela 19:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nidina hitsena ny mpanjaka i Mefiboseta+ zafikelin’i Saoly. Ary tsy nanasa tongotra izy,+ na nikarakara volombava,+ na nanasa akanjo, hatramin’ilay andro nandehanan’ny mpanjaka ka hatramin’ilay andro nahatongavany soa aman-tsara.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara