FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Miantso anao aho satria hamaly ahy ianao, Andriamanitra ô!+

      Aoka mba hanongilan-tsofina hihaino ny teniko ianao.+

  • Salamo 50:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+

      Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”

  • Jeremia 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ‘Antsoy aho dia hamaly anao,+ ka hilaza aminao avy hatrany zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, izay mbola tsy fantatrao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara