FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izay matahotra an’i Jehovah no manana fifandraisana akaiky aminy,+

      Sy anaovany fifanekena, ary ampahafantariny azy izany.+

  • Isaia 48:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa renao+ izany, ka tazano daholo.+ Tsy hiresaka momba izany ve ianareo?+ Hanambara zava-baovao aminao aho manomboka izao, dia zavatra notehirizina ka mbola tsy fantatrao.+

  • Amosa 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara