1 Samoela 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia nihamafy ny tahotr’i Saoly an’i Davida, ka nanjary fahavalon’i Davida foana izy.+ 1 Samoela 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Koa fantatr’i Jonatana fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+ Salamo 112:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hahita izany ny ratsy fanahy ka ho sosotra.+ ש [Shina]Hihidy vazana sy hitsonika izy.+ ת [Tao]Tsy ho tanteraka ny fanirian’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Azo antoka fa zava-tsoa no irin’ny marina,+ fa fahatezerana kosa no antenain’ny ratsy fanahy.+
33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Koa fantatr’i Jonatana fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+
10 Hahita izany ny ratsy fanahy ka ho sosotra.+ ש [Shina]Hihidy vazana sy hitsonika izy.+ ת [Tao]Tsy ho tanteraka ny fanirian’ny ratsy fanahy.+