FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hoy koa izy: “Nahoana ny tompoko no manenjika ny mpanompony?+ Fa inona no nataoko ary inona no ratsy vitako?+

  • Salamo 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jehovah Andriamanitro ô, raha nanao ny tsy nety aho,+

      Na nanao ny tsy rariny,+

  • Salamo 35:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+

      Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara