-
1 Samoela 24:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ry raiko ô,+ jereo ange e! Jereo fa ity an-tanako ity ny morontongotr’iny akanjonao iny! Fa tsy namono anao aho rehefa nanapaka ny morontongotr’akanjonao. Koa aoka ho fantatrao sy ho hitanao fa tsy misy faharatsiana+ na fikomiana eto an-tanako, ary tsy nanota taminao aho na dia mikendry ny hanala ny aiko aza ianao.+
-
-
Jaona 10:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hoy i Jesosy: “Asa tsara maro avy tamin’ny Ray no nasehoko taminareo, koa iza amin’ireo no itorahanareo vato ahy?”
-
-
Jaona 18:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa hoy i Jesosy: “Raha diso izay nolazaiko, dia porofoy izay diso. Fa raha marina kosa, nahoana no mamely ahy ianao?”
-