1 Samoela 17:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+ 2 Samoela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niankohoka i Mefiboseta, ka nanao hoe: “Zinona moa ny mpanomponao izay toy ny amboa maty+ no mba jerenao?” Ohabolana 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+ Matio 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay manandra-tena no haetry,+ ary izay manetry tena no hasandratra.+
43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+
8 Dia niankohoka i Mefiboseta, ka nanao hoe: “Zinona moa ny mpanomponao izay toy ny amboa maty+ no mba jerenao?”
4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+