1 Samoela 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nivoaka hitady an’iza ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty ve?+ Sa parasy iray?+ Lioka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+