FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nivoaka hitady an’iza ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty ve?+ Sa parasy iray?+

  • 2 Samoela 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia niankohoka i Mefiboseta, ka nanao hoe: “Zinona moa ny mpanomponao izay toy ny amboa maty+ no mba jerenao?”

  • 2 Samoela 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Farany dia hoy i Abisay zanak’i Zeroia+ tamin’ny mpanjaka: “Nahoana io alika maty+ io no avela hanozona ny mpanjaka tompoko?+ Mba avelao aho hankeny hanapaka ny lohany.”+

  • 2 Mpanjaka 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy anefa i Hazaela: “Zinona moa izaho mpanomponao, izay toy ny alika ihany,+ no hahavita izany zavatra lehibe izany?” Dia hoy i Elisa: “Nasehon’i Jehovah tamiko fa ho lasa mpanjakan’i Syria ianao.”+

  • Lioka 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara