1 Samoela 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao. 1 Samoela 25:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Rehefa afaka folo andro teo ho eo, dia nasian’i Jehovah+ izy ka maty.
25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao.