1 Samoela 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”
17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”