-
1 Tantara 12:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Ary izay teny akaikin’izy ireo sy izay hatrany amin’ny fokon’i Isakara+ sy Zebolona+ ary Naftaly,+ dia nitondra sakafo be dia be teo ambony ampondra+ sy rameva sy ramole ary omby, ka izao avy izany: Sakafo vita tamin’ny lafarinina,+ mofo vita tamin’ny aviavy noporetina,+ mofo vita tamin’ny voaloboka maina,+ divay+ ary menaka.+ Nitondra omby+ aman’ondry+ be dia be koa izy ireo. Faly dia faly+ mantsy ny Israely.
-