FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Kalebita+ ralehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Tena malina+ sady tsara bika ravehivavy, fa ralehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+

  • 2 Tantara 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nisy olona mpidonana-poana+ sady tsy manjary+ tonga nitangorona teo aminy. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola kely sady saro-tahotra+ mantsy i Rehoboama+ ka tsy nahatohitra an’ireo.

  • Isaia 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara