-
1 Samoela 25:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia manao ny sabany eo amin’ny fehikibony!”+ Koa samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary niakatra nanaraka an’i Davida ny efajato lahy teo ho eo, fa ny roanjato kosa nipetraka teo anilan’ny entana.+
-