1 Samoela 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao. Jeremia 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa hanonona azy roa lahy ny olon’i Joda rehetra natao sesitany any Babylona rehefa manozona, ka hanao hoe: “Enga anie ianao ka hataon’i Jehovah hoatran’i Zedekia sy Ahaba,+ izay nodoran’ny mpanjakan’i Babylona tao anaty afo!”+
25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao.
22 Koa hanonona azy roa lahy ny olon’i Joda rehetra natao sesitany any Babylona rehefa manozona, ka hanao hoe: “Enga anie ianao ka hataon’i Jehovah hoatran’i Zedekia sy Ahaba,+ izay nodoran’ny mpanjakan’i Babylona tao anaty afo!”+