FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary hoy i Jonatana tamin’i Davida: “Mandehana soa aman-tsara,+ fa efa samy nianiana+ tamin’ny anaran’i Jehovah isika, hoe: ‘Enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao, ary amin’ny taranako sy ny taranakao, mandritra ny fotoana tsy voafetra!’”+

      Koa nitsangana i Davida dia lasa. Ary i Jonatana kosa niditra tao an-tanàna.

  • 2 Samoela 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy ny mpanjaka taminy: “Mandehana soa aman-tsara àry.”+ Koa niainga ho any Hebrona i Absaloma.

  • 2 Mpanjaka 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Elisa taminy: “Mandehana soa aman-tsara.”+ Koa niala teo aminy izy, dia nandeha ary efa lasa lavidavitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara