FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.

  • 1 Samoela 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aoka ny mpanjaka tompoko mba hihaino ny tenin’ny mpanompony: Raha i Jehovah no nampirisika anao hamely ahy, dia aoka izy hankasitraka ny fanatitra varimbazaha atolotro.+ Fa raha olona kosa no nampirisika anao,+ dia voaozona eo anatrehan’i Jehovah izy ireo,+ satria efa nandroaka ahy androany mba tsy hiraiki-po intsony amin’ny lovan’i Jehovah,+ ka nanao hoe: ‘Mandehana manompo andriamani-kafa!’+

  • Salamo 101:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ataoko tsy mahateny intsony+

      Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+

      Tsy zakako+

      Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+

  • Ohabolana 16:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mampisy fifandirana ny olona manao teti-dratsy,+ ary ny mpanendrikendrika mampisaraka ny tena mpinamana.+

  • Ohabolana 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mihaino ny tenin’ny mpifosafosa ny mpanao ratsy.+ Ary ny mpandainga dia manongilan-tsofina amin’ny teny mahatonga loza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara