27 Farany, dia nampiantso an’i Mosesy sy Arona i Farao, ka nanao hoe: “Nanota aho tamin’ity indray mandeha ity.+ I Jehovah no marina,+ fa izaho sy ny oloko kosa no diso.
24 Ary hoy i Saoly tamin’i Samoela: “Efa nanota aho,+ satria nandika ny baikon’i Jehovah sy ny teninao. Natahotra ny olona+ mantsy aho ka nankatò ny teniny.