1 Samoela 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Saoly: “Efa nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy teo imasonao ny aiko+ androany. Hadalana mihitsy no nataoko ary tena diso aho.”
21 Dia hoy i Saoly: “Efa nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy teo imasonao ny aiko+ androany. Hadalana mihitsy no nataoko ary tena diso aho.”