1 Samoela 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Saoly: “Efa nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy teo imasonao ny aiko+ androany. Hadalana mihitsy no nataoko ary tena diso aho.” Salamo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifandainga foana izy ireo,+Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+ Matio 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 sady niteny hoe: “Nanota aho fa namadika olo-marina.”*+ Fa hoy ireo: “Ahoanay inona izany? Raharahanao izany!”+
21 Dia hoy i Saoly: “Efa nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy teo imasonao ny aiko+ androany. Hadalana mihitsy no nataoko ary tena diso aho.”
4 sady niteny hoe: “Nanota aho fa namadika olo-marina.”*+ Fa hoy ireo: “Ahoanay inona izany? Raharahanao izany!”+