FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ireto avy ny sisin-taniny: Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+

  • 1 Samoela 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nifoha maraina i Davida sy ny olony, mba handeha maraina+ hiverina tany amin’ny tanin’ny Filistinina. Ary ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+

  • 2 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanan-janakalahy malemy tongotra+ i Jonatana+ zanak’i Saoly. Dimy taona ilay zaza fony tonga avy tany Jezirela+ ny vaovao momba an’i Saoly sy Jonatana. Dia nitondra an’ilay zaza nandositra ny mpitaiza azy. Raha iny izy nikoropaka ny handositra iny indrindra anefa, dia nianjera ilay zaza ka lasa nalemy tongotra. Mefiboseta+ no anarany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara