FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa nino+ an’i Davida i Akisy, ka niteny anakampo hoe: “Efa nanjary halan’ny Israely olony tokoa izy,+ ka ho mpanompoko mandritra ny fotoana tsy voafetra.”

  • 2 Samoela 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia hoy ny mpanompovavinao: ‘Aoka ny tenin’ny mpanjaka tompoko hanome fampiononana.’ Fa tahaka ny anjelin’Andriamanitra+ ny mpanjaka tompoko, raha ny amin’ny fanavahana ny tsara sy ny ratsy.+ Ary homba anao anie i Jehovah Andriamanitrao!”

  • 2 Samoela 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny hampiova ny fahitana an’ilay raharaha mantsy no nanaovan’i Joaba mpanomponao izao zavatra izao. Hendry anefa ny tompoko, fa toy ny fahendren’ny anjelin’Andriamanitra+ ny fahendrenao, mba hahafantarana ny zava-drehetra eto an-tany.”

  • 2 Samoela 19:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nendrikendrehiny+ tamin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao. Toy ny anjelin’Andriamanitra+ anefa ny mpanjaka tompoko, koa ataovy izay hitanao fa mety.

  • Ohabolana 14:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+

  • Galatianina 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary fitsapana ho anareo izany tsy fahasalamako izany, nefa tsy nanamavo ahy ianareo sady tsy nandrora tamin-drikoriko. Fa noraisinareo toy ny anjelin’Andriamanitra+ sy toa an’i Kristy Jesosy+ kosa aho.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara