1 Samoela 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Fantatro tokoa fa tsara teo imasoko sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra ianao,+ saingy ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aoka izy tsy hiara-miakatra amintsika ho any an’ady.’ 2 Samoela 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hoy ny mpanompovavinao: ‘Aoka ny tenin’ny mpanjaka tompoko hanome fampiononana.’ Fa tahaka ny anjelin’Andriamanitra+ ny mpanjaka tompoko, raha ny amin’ny fanavahana ny tsara sy ny ratsy.+ Ary homba anao anie i Jehovah Andriamanitrao!”
9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Fantatro tokoa fa tsara teo imasoko sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra ianao,+ saingy ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aoka izy tsy hiara-miakatra amintsika ho any an’ady.’
17 dia hoy ny mpanompovavinao: ‘Aoka ny tenin’ny mpanjaka tompoko hanome fampiononana.’ Fa tahaka ny anjelin’Andriamanitra+ ny mpanjaka tompoko, raha ny amin’ny fanavahana ny tsara sy ny ratsy.+ Ary homba anao anie i Jehovah Andriamanitrao!”