38 Dia nidina i Zadoka+ mpisorona sy Natana+ mpaminany sy Benaia+ zanak’i Joiada sy ny Keretita+ ary ny Peletita,+ ka nampitaingeniny an’i Solomona ilay ramolevavin’i Davida Mpanjaka,+ ary nentiny tany Gihona+ i Solomona.
17 ary Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida no manamboninahitra ambony indrindra teo akaikin’ny mpanjaka.+
16 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely ny Filistinina aho,+ ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+