1 Samoela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izahay no nanafika ny faritra atsimon’ny Keretita+ sy ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’i Kaleba.+ Ary nodoranay i Ziklaga.” Zefania 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lozan’ny mponina amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Ry Kanana, tanin’ny Filistinina ô, horavako koa ianao, mba tsy hisy mponina intsony.+
14 Izahay no nanafika ny faritra atsimon’ny Keretita+ sy ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’i Kaleba.+ Ary nodoranay i Ziklaga.”
5 “Lozan’ny mponina amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Ry Kanana, tanin’ny Filistinina ô, horavako koa ianao, mba tsy hisy mponina intsony.+