FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aza mamono olona.+

  • 2 Samoela 17:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary hitan’i Ahitofela fa tsy narahina ny toroheviny,+ dia nasiany lasely ny ampondra, ka lasa nankany an-tranony tany an-tanànany izy.+ Ary namela hafatra tamin’ny ankohonany izy,+ dia nananton-tena+ ka maty.+ Koa nalevina+ tao amin’ny fasan-drazany izy.

  • 1 Mpanjaka 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Raha vao hitan’i Zimry fa voababo ny tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo fonenana, izay anisan’ny tranon’ny mpanjaka izy. Dia nodorany ny tranon’ny mpanjaka mba ho kilan’ny afo tao izy. Koa maty izy,+

  • 1 Tantara 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany:+ “Tsoahy ny sabatrao+ dia trobahy amin’iny aho, sao ho avy ireo tsy mifora+ ireo ka hampijalijaly+ ahy.” Tsy nety+ anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Koa nalain’i Saoly ny sabatra, dia nianjerany.+

  • Matio 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa natsipin’i Jodasy tao amin’ny tempoly ireo farantsa volafotsy. Ary niala teo izy, dia lasa nananton-tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara