FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aza mamono olona.+

  • 1 Samoela 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: “Tsoahy ny sabatrao+ dia trobahy amin’iny aho, sao ho avy ireo tsy mifora+ ireo ka hanatrobaka ahy sy hampijalijaly ahy.” Tsy nety+ anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Koa nalain’i Saoly ny sabatra, dia nianjerany.+

  • 1 Mpanjaka 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Raha vao hitan’i Zimry fa voababo ny tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo fonenana, izay anisan’ny tranon’ny mpanjaka izy. Dia nodorany ny tranon’ny mpanjaka mba ho kilan’ny afo tao izy. Koa maty izy,+

  • Matio 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa natsipin’i Jodasy tao amin’ny tempoly ireo farantsa volafotsy. Ary niala teo izy, dia lasa nananton-tena.+

  • Asan’ny Apostoly 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nividy+ saha tamin’ny vola azony tamin’ny tsy fahamarinana+ izy. Nianjera anefa izy ka ny lohany no lasa aloha.+ Ary vaky ny tao anatiny ka nipoaka, dia nipotsaka daholo ny tsinainy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara