FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Dia mbola nihazakazaka ihany i Davida ka nitsangana teo amin’ilay Filistinina. Ary nalainy ny sabatr’ilay Filistinina+ ka notsoahany tamin’ny tranony. Dia iny no nanapahany ny lohan’ilay Filistinina, ka namonoany azy ho faty tanteraka.+ Koa rehefa hitan’ny Filistinina fa maty ilay maheriny, dia vaky nandositra izy ireo.+

  • 1 Tantara 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nalainy ny zavatra teny amin’ny fatin’i Saoly, dia notapahiny ny lohany,+ ary nesoriny ny fiadiany. Ary naniraka olona ho any amin’ny tanin’ny Filistinina manodidina izy ireo, hilaza+ izany tamin’ny sampiny+ sy tamin’ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara