FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary manaova toerana masina ho ahy, satria hitoetra eo anivon’izy ireo aho.+

  • Eksodosy 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany,+ no hanangananao ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana.+

  • 1 Samoela 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Raha vao nosarahi-nono ilay zaza, dia nentiny niara-niakatra taminy, niaraka tamin’ny ombilahy telo taona sy lafarinina iray efaha* ary divay eran’ny siny lehibe.+ Koa nankao an-tranon’i Jehovah tao Silo+ izy, niaraka tamin’ilay zaza.

  • 1 Samoela 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mbola tsy novonoina ny jiron’Andriamanitra, ary i Samoela natory tao amin’ny tempolin’i+ Jehovah, izay nisy ny Vata masin’Andriamanitra.

  • 2 Samoela 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’Andriamanitra mipetraka anaty tranolay.”+

  • 2 Samoela 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.+

      Ilay Andriamanitro no nantsoiko mandrakariva.+

      Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+

      Ary ren’ny sofiny ny antso vonjy nataoko.+

  • Salamo 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+

      Eny, izay ihany no hotadiaviko,+

      Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+

      Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+

      Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara