9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah.
15 Dia natory mandra-paharainan’ny andro i Samoela. Avy eo izy dia nanokatra ny varavaran’ny tranon’i Jehovah.+ Ary natahotra ny hilaza tamin’i Ely momba izay niseho i Samoela.+